|
|
|
|

Teny iditra1  bamba iray
Singan-teny  2  bamba, iray
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [1.10#B.46]
5  bamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  level or alike all over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  égal ou de même niveau partout, uniforme [1.8]
Ohatra  8  ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. [1.223]
9  tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472]
Tsipelina hafa  10  bambaray, bambiray

Fivaditsoratra  11  bamba iray, mibarabay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01